Anio, 09-09-2010 l Laharana : 3764
 
 
Zava-misy Version imprimable Suggérer par mail

 Magro-Ankorondrano

Enin-dahy tratra nangalatra tafo

Ny talata tokony ho tamin’ny iray ora maraina, taitra ireo polisy nanao fisafoana teny amin’ny  manodidina ny Magro raha nahare zavatra nipoapoaka. Rehefa nozahana, hay mpangalatra miezaka manongotra ireo tafo no tratran’ny polisy ambodiomby. Nisy enin-dahy izy ireo no indray voasambotra tamin’izany, ka nentina tany amin’ny biraon’ny polisy ao amin’ny boriboritany faha 8, hatao famotorana. Raha tsiahivina, dia vao tamin’ny vola may lasa teo, no nisy 20 lahy nampidirina any am-ponja noho ny resaka halatra vy tao amin’ity toerana ity ihany. Ity toerana ity, izay mbola mampifanolana ny Antenimieran’ny varotra sy ny vondrona Tiko eny amin’ny fitsarana amin’izao fotoana izao. Rehefa notazonina nandritra ny roa andro tao amin’ny polisy izy enin-dahy, dia nampiakarina teny amin’ny Fampanoavana, omaly.  Nampidirina am-ponja vonjimaika izy ireo taorian’izay.
JUDD

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Manafika eto ampovoantany
Nisy andiany hita tao ...

.............................................
Liban
Aiza ny fiaramanidina ...

CNOSC
“Tokony hisy aloha ny ...
............................................
...
...

Fanaovam-beloma an'i Raoul
Nampihetsi-po tanteraka ! ...

.............................................
Lalao Rabeson
Fampisehoana tokana ...

Tetikasa Ambatovy :
Mitohy ny fitokonana, ary ...

.............................................
Asan-jiolahy
Mpivarotra firavaka ...

Kitra – Ligin'Atsinanana
Nolavin'ny CODIS ny maha-...

.............................................
Bisikileta...
Mifoha amin’ny torimasony

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
3229262
visiteur