 | | Handeha hamonjy ny toerana hiatrehana ny asam-baomiera amin’ny Dinika Santatra teny amin’ny Collège Technique Moderne Ampefiloha omaly maraina (sary Yvon Ram). |  | | Ireo manampahefana nanatrika ny lanonana famoahana ireo greffier vaovao nahavita ny fianarany omaly teny Ampefiloha (sary Yvon Ram). |  | | Isan’ny mendrika notolorana loka tamin’izany lanonana izany (sary Yvon Ram). |  | | Ireo mpampiofana ao amin’ny sekoly fianarana ho mpitsara sy ho greffier kosa ireto (sary Yvon Ram). |
|