Anio, 10-09-2010 l Laharana : 3765
 
 
politika Version imprimable Suggérer par mail

Ing. Roland Ratsiraka


Maika amin’ny resaka fifidianana!


Samy mandrirotra izay metimety aminy ireo mpanao politika amin’izao fametrahana ny fitondrana tetezamita izao. Ny an’Ing. Rolland Ratsiraka dia ny mahakasika ny fifidianana no mahakaika azy. Fandodonana mihitsy aza nataony amin’ireo mpitantana ny Tetezamita satria dia nambarany nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny amin’ny Hotel Colbert omaly fa: “tokony ho fantatra amin’ny herinandro ambony ny pitsopitsony rehetra mahakasika ny fifidianana raha toa ka tsy maintsy vitaina alohan’ny 26 jona ihany ny fifidianana Filoham-pirenena”. Ny Governemanta hikarakara izany aza anefa tsy mbola fantatra na ho teraka indray anio na tsia. Mbola zavatra hafa koa aza no nambarany momba ity tsy fitsanganan’ny governemanta ity ka nilazany fa “raha toa ka tsy mitsangana anio ny governemanta dia tokony handray andraikitra Ing. Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Mangalaza Eugène ary hanangana governemanta hafa”.
Ny Tahiry R.

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Zotra 119
Mitentina Ar 1 miliara 500 ...

.............................................
Fitsaboana
Mety ho fanafody mahery ...

Mandritra ilay fihaonambem-
Hanao famoriam-bahoaka ...
............................................
Fihaonambem-pirenena...
Ho voatana amin’ny 17 ...

Toto Mwandjani sy Tirike
Miara-mitety faritra any ...

.............................................
Vonjy Razafitsifa
Hanao « Vaky bantsilana » ...

Manjakaray
Trano 7 nirehitra...

.............................................
Disadisam-piarahamonina
Novonoina ho faty ilay ...

Tsipy kanetibe –
Handray anjara avokoa ireo ...

.............................................
Orinasa Naoxime...
Nomeny hasina ny « Journalist

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
3241953
visiteur