Anio, 10-09-2010 l Laharana : 3765
 
 
Ny atolotray... Version imprimable Suggérer par mail

Gazetim-baovao ny Gazetiko. Amin’ny maha-fitaovan-tserasera azy andaniny ary ankilany amin’ny fitaovam-panabeazana azy, hanolotra anao isan’andro izay mitranga eto amin’ny tany sy ny firenena ny Gazetiko. Tsy hianona  fotsiny amin’ny fitaterana ny zava-misy izy  fa hiroso lalina amin’ny fanadihadiana.  Dia ny fanadihadiana ireo tranga mahakasika ny rehetra eo amin’ny fiainana andavanandro.

Gazetim-baovao mahaliana ihany koa anefa ny Gazetiko.  Raha iombonan’ny mpampahalala vaovao rehetra ny fitaterana ny zava-misy, hanatombo kosa izay atolotry ny Gazetiko anao satria hanome lanja manokana ireo vaovao mahaliana izy.  Dia ireo tranga tsy fahita andavanandro mahavariana eny mety hahatsikaiky ary koa mampieritreritra.

             Gazety mikajy ny teny malagasy. Satria amin’ny teny malagasy manontolo ireo lahatsoratra ao anatin’ny Gazetiko, tsy vitan’ny hoe mitodika amin’ny olona rehetra izy fa mitondra ny anjara birikiny ihany koa eo amin’ny fikajiana ny tenin-drazana. Dia ny Teny Malagasy. Natao ho an’ny Malagasy rehetra mantsy ny Gazetiko.
 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Zotra 119
Mitentina Ar 1 miliara 500 ...

.............................................
Fitsaboana
Mety ho fanafody mahery ...

Mandritra ilay fihaonambem-
Hanao famoriam-bahoaka ...
............................................
Fihaonambem-pirenena...
Ho voatana amin’ny 17 ...

Toto Mwandjani sy Tirike
Miara-mitety faritra any ...

.............................................
Vonjy Razafitsifa
Hanao « Vaky bantsilana » ...

Manjakaray
Trano 7 nirehitra...

.............................................
Disadisam-piarahamonina
Novonoina ho faty ilay ...

Tsipy kanetibe –
Handray anjara avokoa ireo ...

.............................................
Orinasa Naoxime...
Nomeny hasina ny « Journalist

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
3242648
visiteur