Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
samihafa Version imprimable Suggérer par mail

« Akanin’ny Nofy »


Roahan’ny mpandova ny fokonolona


Tsy nety tamin’ny zafin’ilay vazaha nisoratra tamin’ny tany ny fizarana nataon’ireo zananany. Velona ny fifanandrinana teo amin’ny fokonolona sy ireto milaza azy ho mpandova. Mandrahona hatrany anaty ala ilay vinanto mpandova, raofiny ny vokatra entin’ny fokonolona amin’ny lakana. Mitory amin’ny fanimbana ny volin’izy ireo ireo mpandova. Efa ho 20 izao ireo solontenan’ny fokonolona notanana am-ponja vonjimaika. Ireo no zavatra iainan’ny fokonolona ao amin’ilay toerana manantatara eo amin’ny fizahantany Akanin’ny nofy amin’iny lakandranon’ny Pangalane iny.
Trano mahatratra hatrany amin’ny 123 any no rahonan’ity mpandova fa halana amin’ny faritra misy azy amin’ny tany 450Ha. Ireo fokonolona dia milaza fa izy ireo avokoa no nanamaintimolaly ny tany hatramin’ny taona 1900 tany saingy nosoratana fotsiny tamin’ny anaran’ity vahaza ity ny tany. Izany hoe efa hatramin’izay izy ireo no niasa sy nitrandraka ny vokatry ny tany rehetra tamin’io toerana io. Fitoriana mahatratra hatrany amin’ny fito any amin’izao no nataon’ny fokonolona amin’ity mpandova iray ity.
Jean-Claude STEVE

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944370
visiteur