Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
kolontsaina Version imprimable Suggérer par mail

Bodo-20 taona nihirana


Hanolotra tahirin-kira sy konseritra goavana


Fotoana lehibe ho an’ilay mpihira malagasy Bodo ity taona 2009 ity satria dia manamarika ny faha-roapolo taona niakarany an-tsehatra izy. Hetsika goavana telo araka izany no hanamarihany ny jobily dia ny famoahany ny tahirin-kirany roa vaovao ka ny iray dia ahitàna ireo hira miavaka na “inédits” izay tena nanamarika azy sy ny fiainany raha toa ka ireo hira rehetra nahitàna fampiaraham-peo kosa ilay vokatra faharoa. Ankoatra izay ary tena andrasan’ny maro kosa ny konseritra goavana izay hotanterahiny amin’ity volana novambra ity. Maromaro ihany koa anefa ny tetikasan’i Bodo toy ny fanatontosana hira hafa miaraka amin’ireo andrarezin’ny mozika malagasy toa an’i Bessa, Henri Ratsimbazafy,…ankoatra ny famoahana ny “best of”.
R.S

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944247
visiteur