Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
fanatanjahantena Version imprimable Suggérer par mail

Kitra – Mondial U-20 vehivavy


Tsy ho atsy La Réunion i Bôlô


Hanainga ny zoma  izao ho atsy La Réunion ny Barean'i Madagasikara vehivavy latsaky ny 20 taona, hiatrika ny lalao miverina amin-dry zareo Renioney, tafiditra amin'ny dingana savaranonando ny «Mondial 2010», taranja baolina kitra. Efa fantatra  ireo mpilalao 18 mirahavavy handeha, ka tsy ao anatin'izany Ravaosoloarimalala Nadia(Bôlô), izay mitazona ny toeran'ny «poste 6». Tsy mandeha koa i Zafikely Sophie Virginie, izay nambaran'Ingahy Andriatinasasoa Herihaja mpanazatra  fa noho ny faharatran'izy ireo no antony .  I Betsara Sidonie Jessica sy Rakotoniaina Nadia kosa no hisolo azy ireto, hanampy ireo 16 mirahavavy niatrika ny lalao mandroso, izay tsiahivina fa niondrehantsika tamin'ny isa 1 noho 3. Ny asabotsy alina no hanaovana ny baolina any Saint André ka rahampitso alina no hanao fanazarantena etsy Mahamasina ny Barea.
Rabenaivo

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944360
visiteur