Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
samihafa Version imprimable Suggérer par mail

Vidim-bary


Tafakatra Ar 1.400 ny kilaon’ny makalioka


Raha somary nipetrapetraka tamin’iny volana oktobra iny ny vidim-bary dia tafakatra Ar 1.400 ny kilao nanomboka tamin’ny voalohan’ny herinandro iny ny vidin’ny vary makalioka fotsy lava. Araka ny nambaran’ireo mpaninjarany eny amin’ny Pavillons Analakely, Anosibe, Ankadidratombo dia efa hatrany amin’ny mpamongady no miakatra ny vidim-bary. Isika rahateo tafiditra anatin’ny vanim-potoana tsy fisian’ny vary na “période de soudure”, hoy ireo ekonomista. Raha ny vinavinan’ireo mpamboly dia mbola ampy ihany ny vary fa ny vidiny no mety tsy ho voafehy afaka kelikely satria vanim-potoan’ny rivodoza koa amin’ny volana desambra iny ka miankina amin’ny orana lava reny sy ny mety ho fahasimban’ny voly ny voka-bary. Hatramin’ny volana marsa na aprily iny moa ny faharetan’ny rivo-doza eto amintsika izay efa nambaran’ny mpahafantatra ny toetr’andro fa sady ho maromaro izy no handalo eto no mety hahery vaika tokoa.
R.S

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944375
visiteur