Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
fanatanjahantena Version imprimable Suggérer par mail

Volley - Tompondaka 2009


Hangotraka ny manasa-dalana


Nitombona ny tombantomban’ny mpitia volley-ball fa saika ireo ekipa novinavinaina avokoa no tafita amin’ny dingan’ny lalao manasa-dalana. Eo amin’ny Andriambavilanitra dia hifampitana amin’ny lalao manasa-dalana ny ekipan’ny Ift sy ny Jirama Toamasina, rehefa samy nanilika ny Asvbm sy ny Cosrm 14 tamin’ny seta 3 no ho 0 avy. Toraka izany koa ny Stef’Auto sy ny Vbcd, rehefa nandresy ny Jirama Toliary sy ny Tsarafaritra Ihosy, izay samy tsy nisy nampitokoiny. Teo amin’ny adin’ny lehilahy no mba samy nahazo seta iray avy ny Assm sy ny Cosrm 14 Antsirabe, rehefa nidona tamin’ny Tiko Sc sy ny Cosrm 5 Toliary. Araka ny fizotry ny lalao dia hihaona amin’ny lalao manasa-dalana izany ny Cosfa sy ny Ift, izay heverina fa anisan’ny lalao tena hiady tokoa anio maraina, ary ny Tiko Sc sy ny Cosrm 5. Sambany ity ekipa farany ity no hiatrika izany.
a.r

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944350
visiteur