Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
politika Version imprimable Suggérer par mail

PSM


Tsy misy zanaky ny Repoblika voalohany ao amin'i Andry Rajoelina


Nambaran'ny mpikambana ao amin'ny Antoko Sosialista Malagasy na ny PSM fa tsy misy avy amin'ny Antoko PSD na Antoko Sosialy Demokraty hatramin'izay nirodanany teo amin'ny fitondrana 1972. Nilaza koa ny rehetra fa avy amin'ny PSD ihany ny Arema sy ny Undd sy TIM. Nilaza ny avy amin'ny fitondrana ankehitriny fa misy avy amin'ny PSD ny fitondrana na dia tsy manaiky izany aza ny PSM. Milaza izy ireo fa tsy ny zanaka ara-nofo no zanaka ara-politika satria tsy voatery hanao politika ny taranaka mpanao politika. Araka ny filazan'Ing. Ratsimbazafy ihany, dia izy –na ny avy amin'ny PSD- no tena mpikambana avy amin'ny Antoko Sosialista Malagasy tamin'ny fotoan’androny.
niry ramanitra

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944295
visiteur