Anio, 09-02-2010 l Laharana : 3588
 
 
kolontsaina Version imprimable Suggérer par mail

Antsirabe


"...TSABO...": Sanganasa vaovaon'i MBOUTAH


Raha ny taona 2006 no nivoahan'ny rakikira voalohany nitondra ny anarana "Raomily" izay novokarin'ny tarika Mboutah avy ao Antsirabe, dia tamin'ity faramparan'ny taona 2009 ity indray no nahavitana ny rakikira faharoa izay nampisalorana ny anarana hoe "...TSABO...". Ahitana hira miisa fito ao anatin'ity Vcd faharoa ity izay mbola nitazonan'ny tarika ny gadona mampiavaka azy dia ny fampifangaroana ny gadona malagasy amin'ny fitendry hafa. « Forazaza », « Levaly », « Malaso », santionany amin'ireo hira hita ao anatin'ity Vcd ity. Mampiavaka ity sanganasa ity ny fisian'ny Akapela iray mitondra ny lohateny hoe « vonjeo ». Ny sabotsy 21 novambra izao no hanatanterahana ny seho tokana hampahafantarana ity vokatra vaovao ity any amin'ny Alliance Franco-Malagasy any Antsirabe manomboka amin'ny fito ora hariva. Hasehon'ny tarika mandritra io fotoana io ihany koa ireo hirany hatramin'izay izay efa mahatratra 30 ankehitriny.
Lova (Antsirabe)

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Soavoanio-SAVA:
Mitokona indray ny mpiasa ...

.............................................
Amnesty International: ...
Tokony hampanao ...

Efa tapitra ny fe-potoana
Nanomboka nandinika ny ...

............................................
Fetison Andrianirina - TIM
Niravona ny hevitra tsy mitovy

Fetin’ny mpifankatia
Hampiara-peo i Poopy, Bodo, ...

.............................................
Sariitatra sy sary an-gazety
Manana ny anjara toerany ...

Mpirahalahy niady
Notsatotsatohany antsy ilay ...

.............................................
Mpisandoka asan’ny Omda
Nidoboka eny Antanimora izy ...

Tompondaka “Cross Country”
Nahena ny halavarian-dàlana

.............................................
Kitra - «Inter-sections»
Ekipa 18 no efa nisoratra ...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
1919488
visiteur