Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
fanatanjahantena Version imprimable Suggérer par mail

Mondial 2010


Tsy averina intsony France sy Irlande


Nanapa-kevitra ny Federasiona iraisam-pirenena (Fifa) fa tsy averina intsony ny fihaonana eo amin’i France sy Irlande. Ny fanapahan-kevitra noraisin’ny mpitsara lalao dia tsy azo ivalozana intsony. Araka izany dia notanana ny fandresen’ny Akoholahy, rehefa nisaraka 1 no ho 1 ny ekipa roa tonta tany amin’ny Stade de France (1 no ho 0 tamin’ny lalao mandroso), ary anisan’ireo ekipa farany nanao « match de barrages », hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany atsy Afrika Atsimo i France, ary dia raraka tanteraka izany ny Irlandey. Marihina fa lasa raharaham-pirenena mihitsy iny baolina noraisin’i Thierry Henry tanana iny, ka nitaona ny sain’ny filankevi-pitantanan’ny Fifa ny Praiminisitra irlandey hamerina ny lalao. Niteraka resabe tamin’ny fampahalalam-baovao eran-tany iny fihaonana iny, ary samy nanana ny heviny ny mpitia kitra.
a.r

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944355
visiteur