Anio, 09-02-2010 l Laharana : 3588
 
 
zava-misy Version imprimable Suggérer par mail

Vehivavy lasa adala niverina avy any Liban


Notorian’ny ray aman-dreniny ilay “agence” nandefa azy


Vehivavy iray 29 taona lasa tsy salama saina rehefa niverina taty an-tanindrazana ny 21 oktobra lasa teo avy niasa tany Liban. Asa izay tena zava- niseho fa notorian'ny ray aman-drenin'ilay vehivavy ny “agence” nandefa azy tany Liban ary niakatra fampanoavana omaly ny raharaha. Araka ny vaovao voaray, sivy volana no niasan’ity vehivavy ity tany Liban raha niala teto izy ny 04 febroary teo. Tamin’io fiverenany io dia vola 9 dolara no teny aminy, ny akanjo izay efa nentiny avy aty, niaraka tamin’ny pasipaoro sy ny “billet d’avion nodiany ary hita ho tsy salama saina, hoy ny ray aman-dreniny. Nakan’izy ireo dokotera mpitsabo adala ihany io zanany io saingy rehefa hita fa nihanarary dia tsy maintsy naiditra teny Anjanamasina taorian'izay. Marihina fa efa niteraka roa ity vehivavy niasa tany Liban ity talohan’ny nandehanany tany.
T.H

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Soavoanio-SAVA:
Mitokona indray ny mpiasa ...

.............................................
Amnesty International: ...
Tokony hampanao ...

Efa tapitra ny fe-potoana
Nanomboka nandinika ny ...

............................................
Fetison Andrianirina - TIM
Niravona ny hevitra tsy mitovy

Fetin’ny mpifankatia
Hampiara-peo i Poopy, Bodo, ...

.............................................
Sariitatra sy sary an-gazety
Manana ny anjara toerany ...

Mpirahalahy niady
Notsatotsatohany antsy ilay ...

.............................................
Mpisandoka asan’ny Omda
Nidoboka eny Antanimora izy ...

Tompondaka “Cross Country”
Nahena ny halavarian-dàlana

.............................................
Kitra - «Inter-sections»
Ekipa 18 no efa nisoratra ...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
1919522
visiteur