Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
samihafa Version imprimable Suggérer par mail

Fankalazana Noely


Misokatra ny fifaninanana tranonombin’i Betlehema


Ao anatin’ny fankalazana ny Krismasy na Noely 2009 dia misokatra izao ny fifaninanana mikasika ny fihinanambilon’i Betlehema na ny valan’ombin’i Betlhema. Ny Fondation Tsiavaliky ao amin’ny Ecole Normale Supérieure Oniversiten’i Fianarantsoa no mikarakara sy mampanao azy ity, izay manana endrika fikarohana ho an’ny rehetra manerana ny Nosy. Nisokatra tamin’ny 25 novambra teo izy io ary tsy hifarana raha tsy ny 25 janoary 2010 ho avy io. Toy izao ny fanontaniana “Lazao izay fantatrao mombamomba ny valan’omby nahaterahan’i Jesoa Kristy tany Betlehema fahiny? Firy ny isan’ny ho mpandray anjara amin’ity fifaninanana ity?” Ny taratasy hifaninana dia avantana amin’ny Fondation Tsiavaliky, Ecole Normale Supérieure, Université Fianarantsoa, B.P. 1264. Azo atao an-tsary, na an-tsoratra, indrindra fa raha sady sary no miaraka amin’ny fanazavana ny fandraisana anjara. Mpitondra fivavahan maro sy Mpampianatra mpikaroka amin’ny Oniversite no hasaina hanao ny fitsarana ny fifaninanana. Loka maro no hozaraina amin’izany
Lucien R.

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944369
visiteur