Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
politika Version imprimable Suggérer par mail

Famahana krizy


Tokony tsy homba ny atsy na ny aroa ny Foloalindahy


Nahavelom-panantenana ny Foloalindahy ny fanambarana nataon’ny tomponandraikitra ambony eo anivon’ny Foloalindahy, tetsy amin’ny toby Ratsimandrava izay raha fintinina dia mampiseho fa iray ny tafika ary izay hampiray ny Foloalindahy hatrany no tanjona. Tokony hotazonina, hoy ny mpitandro filaminana, izay toerana misy ny Foloalindahy izay ka tsy hiandanian’izy ireo amin’ny atsy na ny aroa. Ny zava-misy mantsy dia misy mieritreritra ny tafika ho fitaovana azy manokana. Nefa tsy tokony ho izany fa natao hiantoka ny filaminana sy ny fandriam-pahalemana, ary indrindra hiantoka ny fifaninanana pôlitika izy.
Araka ny loharanom-baovao eny anivon’ny tafika ihany dia heverina fa nakan’ny Foloalindahy lesona ny zava-nisy ka tsy hisy intsony izany tafika hanongam-panjakana izany.
Marihina fa fanirian’ny ankamaroan’ny foloalindahy io.
Tamin’ny sabotsy lasa teo anefa dia tsiahivina fa naneho ny heviny mikasika ny raharaham-pirenena sy ny fisian’ny fivorian’ny ankolafy pôlitika 4 any Maputo ny Lehiben’ny Etamazaoro. Nomarihiny fa tsy ekena raha hiteraka korontana ny fanapahan-kevitra raisin’ny ankolafy 3 any ivelany, indrindra raha ho tonga amina fananganana governemanta vaovao izany ka hisiana governemanta roa eto Madagasikara.
V.R.

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944280
visiteur