Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
zava-misy Version imprimable Suggérer par mail

Sabotsy Namehana


Mpivarotra piraty tratra fa nanakorontana


Nanakorontana tao amin'ny tsenan'i Sabotsy Namehana ity tovolahy iray ity ka nitangoronan'ny olona ny faran'ny herinandro teo iny. Voalaza fa nifamaly taman'olona tao izy ity tamin'io, izay tsy laitra nalamina mihitsy ka voatery niantsoana zandary. Vao nahita ny fahatongavan'ny zandary anefa ilay tovolahy dia lasa nirifatra nandositra ka nifanenjehana. Tsy lasa lavitra akory dia voasambotra izy. Nitondra sakaosy izy tamin'io ka rehefa nosavaina dia kapila piraty avokoa no tao, izay efa nahatratra roanjato mahery. Ireo horonan-tsarimihetsika vao nivoaka farany no hita tao toy ny « Malok'ila Flotte 6 » sy ny « Zanak'i Dada ». Tamin'ny famotorana natao azy no nanambarany fa mpivarotra fotsiny ihany no asany fa tsy mpamokatra piraty akory. Raha ny hita dia efa miparitaka eny amin'ny mpivarotra piraty eny sahady ireto horonan-tsary maro mpankafy ireto.
R.C

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944353
visiteur