Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
zava-misy Version imprimable Suggérer par mail

Fenoarivobe


Tovolahy roa maty an-drano


Fatin-dehilahy roa be izao no hitan’ny olona natsingevan’ny rano tao Tsinjoarivo- Fenoarivobe ny Sabotsy teo. Nikoropaka avy hatrany ny olona tamin’ny fahitàna izany ka nampandrenesina haingana ny mpitandro ny filaminana teo an-tanàna. Nampakarina an-tanety ny razana ary samy nitangorona nijery ny olona hamantatra azy ireo. Tamin’izany no nahalalana fa mponina eo amin’ny manodidina ihany izy roa lahy, izay 16 taona sy 18 taona eo. Tsy fantatra kosa anefa izay tena nahavoa azy ireto na hoe nilomano dia rendrika na antony hafa mihitsy. Efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana moa ny raharaha amin’izao fotoana izao. Raha ny hita dia saika miakatra avokoa ny rano amin’ny faritra maro manerana ny nosy satria nisesy ny fiavian’ny orana. Tokony hitandrina hatrany ny tsirairay noho izany satria ny mahay rano ihany no maty an-drano hoy ny fitenenana.
R.C

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944297
visiteur