Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
fanatanjahantena Version imprimable Suggérer par mail

CJSOI

Handoa 18 tapitrisa Ariary isika

Mitentina 18 tapitrisa Ariary ny vola haloan’i Madagasikara amin’ny fiandohan’ny taona 2010, tafiditra amin’ilay latsakemboka fanao isan-taona ho an’ny CJSOI (Commission de la Jeunesse et des Sports de l’Océan Indien). Io no nambaran’ny Minisitry ny Fanatanjahantena Virapin Ramamonjisoa omaly teny Ambohijatovo, nandritra ny tatitr’ilay “24ème session ministérielle de la CJSOI” natrehany tany Djibouti ny 7 – 9 desambra. Nambarany tamin’izany fa ny tsy nandoavantsika ny tamin’ny 2009 no nahatonga izao volabe izao, izay tsy isika irery no tratran’izany. Mahakasika ity CJSOI ity ihany dia efa nivoaka ireo fandaharam-potoana amin’iny 2010 iny ka hisantatra izany ny fivorian’ny FIJ atsy Seychelles (janoary), fampiofanana eo amin’ny taranja Rugby atao atsy Mayotte (aprily), ny Cjsoi atao atsy La Réunion (30 jolay – 6 aogositra ) sy ny maro hafa. Marihina fa nihaona tamin’ny Filohan’i Djibouti Ismaël Omar sy ny Praiminisitra ny Minisitra Virapin Ramamonjisoa nandritra ity dia ity, nandinika ny ho fomba fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.
Rabenaivo

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944263
visiteur