Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
kolontsaina Version imprimable Suggérer par mail

« Danse sportive »

Ankafizin’ny tanora

« Samba » (avy any Brésil), « cha cha cha », « rumba cubaine », « paso double » avy any Espana, « jive », « rock amerikana » eo amin’ny « danse sportive ». Etsy an-kilany indray ny « danses standards » toy ny « valse », « tango », « valse viennoise », « fox trot », « quick-step ». Isan’ny fialam-boly ankafizin’ny tanora eny hatramin’ny lehibe ihany koa amin’izao fotoana izao ny “danse sportive”. Tsy vitan’ny mampiasa vatana fa eo ihany koa ny hakingan-tsaina, araka ny nambaran’ireo mpanadala azy ity satria tsy maintsy tadidiana ny fomba famindra rehetra kanefa atao anatin’ny haingo izany. Taorian’ny nitsanganan’ny federasiona mikasika ny “danse sportive” ny taona 2008 dia mbola mitombo hatrany ny fametrahana sehatra ity spaoro iray ity. Manampy izany koa ny fanokafana ny sekoly mikasika izany eny amin’ny “Beauty Center” eny Antanimena andro vitsy lasa izay.
Fa isan’ny tena andrandrain’ny maro ny hanatanterahana ny “championnat national” amin’iny taona 2010 izay karakarain’i Rijamanitra Randrianarisoa izay efa tsy zoviana amin’ireo mpandala ny “danse”. Mbola ho re miandalana eny ihany ny mikasika ity fifaninanana ity izay hanokatra ny varavarana ho amin’ny sehatra iraisam-pirenena ihany koa.
R.S

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944260
visiteur