Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
zava-misy Version imprimable Suggérer par mail

Toliary


Mitohy ny fandrobana mpizahatany


Trano fandraisam-bahiny iray ao amin'ny faritr'i St Augustin, distrikan'i Toliary II no nidirana jiolahy mirongo basy ny talata lasa teo tokony ho tamin'ny 9 ora alina. Mbola maro ny olona nisakafo tao tamin'io saingy tsy nampiahotra ireo jiolahy izany. Nambanan'izy ireo tamin'ny fitaovam-piadiana avokoa ny olon-drehetra tao. Ny tompon-trano aloha no notereny hamoaka ny vola ka lelavola 4 tapitrisa mahery no lasany tamin'io. Rehefa izany dia norobain'izy ireo koa ny vazaha nisakafo tao ka vola 3.000 Euros no azony. Nisy Malagasy anisan'ny nisakafo tao koa tsy namelan'ireo jiolahy raha tsy nahazoany vola 5 hetsy Ariary. Ankoatra ny vola dia nisy solosaina entin-tanana sy “camera” ary finday roa lasan'ireo mpanafika. Vao nahazo izany izy ireo dia lasa nitsoaka avy hatrany. Ireo voatafika kosa nampandre ny mpitandro filaminana haingana.
R.C

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944279
visiteur