Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
kolontsaina Version imprimable Suggérer par mail

“Rafozan-tsarotiny 3”


Havadika an-kapila Vcd amin’izay


Filma mampangitakitaka sy mampitaintaina i “Rafozan-tsarotiny”. Tamin’ny volana oktobra no vita ny andiany fahatelo tamin’ity tantara ity, ary taorian’izay dia nitety faritra maro manerana ny Nosy ny ekipan’ny Meva Pro (afatsy teto Antananarivo Renivohitra ihany). Azo ambara fa fahombiazana avokoa ny akon’ny fitetezam-paritra nataon’izy ireo raha ny tomban’ezaka nataony no hasian-teny. Maro tamin’ireo faritra nalehany mantsy no tsy afa-po ka voatery namoronana daty na dia tsy tao anatin’ny programa aza. Efa voarakitra an-kapila ity filma ity izy ka amin’ny alatsinainy 20 desambra izao no haparitaka manerana ny Nosy. Efa maty paika ny fepetra entin’izy ireo manely ny kapila Vcd. Hizara roa ny ekipa ka ny ampahany voalohany hiandraikitra ny varotra ary ny faharoa hanara-maso ny piraty. Manodidina ny 2 alina eo ho eo ny kapila haparitaka manerana ny Nosy.
Fy  

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944238
visiteur