Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
samihafa Version imprimable Suggérer par mail

Tosika Meva 2009


Nomena lanja ireo hevitra vaovao


Ho famporisihana ireo mpikaroka malagasy mba handroso dia nikarakara fifaninanana ny Fondation Tany meva. Nomena 3 tapitrisa Ar avy izy folo mianadahy nahazo loka. Anisan’ny nahazo lanja hatrany ny fanentanana ny rehetra hiaro ny tontolo iainana. Nahavariana ny maro tamin’ireo tetikasa ny fanaovana fatana mitsitsy mateza izay niarahana tamin’ny ONG Madere. Amin’izany dia mitombo avo roa heny ny vokatra azo kanefa tsy betsaka ny hazo tapaka, ary maharitra 5 taona ny fe-potoana iasan’ilay fatana. Teo koa ny fikarohana herinaratra “éolienne” izay iarahana amin’ny Cirmade. Mahatratra hatrany amin’ny 24V ny herinaratra tonga, ary mety mbola afaka mahatonga bebe kokoa noho izany saingy ny famatsiana ara-bola no tsy misy. Ho fiarovana hatrany ny tontolo iainana no tanjon’ny Fondation Tany Meva amin’izany.
Nath

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944302
visiteur