Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
politika Version imprimable Suggérer par mail

Efa tafody saingy…


Nesorina tsy ho Praminisitra Ing. Mangalaza


Didim-panjakana manala azy tsy ho Praiminitra intsony no novantanin’Ing. Mangalaza Eugène vantany vao afaka niverina an-tanindrazana omaly. Nofoanan’Ing. Andry Rajoelina io omaly io ihany koa ny didim-panjakana n°2009-1260 tamin’ny 10 oktobra 2009 nanendrena azy ho Praiminisitra. Raha izay no izy dia tokony hiverina amin’ny fitondrana FAT izany ny fitondrana eto amintsika. Tsy tokony hilaza ho Filohan’ny Tetezamita intsony koa izany Ing. Andry Rajoelina fa miverina ho Filohan’ny fitondrana Avon’ny Tetezamita indray. Nanamafy an’izay ny Pr. Zafy Albert teny amin’ny Carlton ka nilaza fa: “efa nanala tena tsy ho Filohan’ny Tetezamita intsony i Andry Rajoelina satria nivadika tamin’ny sonia nataony tamin’ny fifanarahana tany Addis-Abeba. Filohan’ny FAT izy izao”. Ing. Emmanuel Rakotovahiny koa dia nanamarika fa: “efa niala tamin’ny fifanarahana izy ka tsy Filoha intsony”. 
Ny Tahiry R. 

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944303
visiteur