Anio, 30-07-2010 l Laharana : 372
 
 
politika Version imprimable Suggérer par mail

Governemanta


Voatendry ho Praiministra Rtoa Manorohanta Cecile


 Taorian’ny fanafoanan’ny Filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina ny fanendrena ny Praiministra Mangalaza Eugène omaly, dia nanendry an-dRtoa Manorohanta Cecile ho Praiministra mpisolo toerana ny Filoha, araka ny didim-panjakana N° 2009-1386 daty omaly 18 desambra 2009. Manana ny andraikitra feno amin’ny fisahanana ny toerana maha-Praiministra Lehiben’ny Governemanta azy izy. Mbola misahana ny maha-Praiministra Lefitra avokoa ireo izay misahana izany andraikitra izany. Toy izany koa ireo Ministra rehetra sy ny Sekreteram-panjakana, araka ny voalazan’ity didim-panjakana ity ihany. Ny tenany moa taorian’ny fanalana an’Ing. Monja Roindefo tsy ho Praiministra dia efa nisahana hatrany ny andraikitry ny Praiministra vonjimaika, satria ny Praiministra Mangalaza mbola tsy nisahana ny andraikiny mihitsy fa niandry ny fitsangan’ny governemantan’ny Tetezamita.
niry ramanitra

 
< Précédent   Suivant >
 
Azonao jerena ato ny tahiry ananay nanomboka ny 01 desambra 2007
     
 
 
 

Raokandro malagasy
Nampidirina ho isan'ny ...

.............................................
Atoa Jean Giuliano Nicol ...
“Tsy hanaiky mora foana aho...

Ankolafy telo...
Miandry ny fizotran’ny
..
............................................
Antsiranana ...
Ratsy fanombohana ny dinika...

Ny ba gasy sy hiran’ny omaly
Anio tolakandro etsy amin’ny ..

.............................................
« Dzaomalaza et le saphir ...
Nalefa voalohany omaly tets...

Fort-Duchesne
Trano telo kila tsy nisy ...

.............................................
Magro-Ankorondrano...
Enin-dahy tratra nangalatra ...

Kitra-Tompondakan'Analama..
Nivoaka nandresy ny Vesta ...

.............................................
Rugby – Tompondakan'...
Cosfa sa 3fb?...

 
  Televiziona

Tantara mitohy
Samy... ...isika

Marina izany
 

 
 
Advertisement




Vous êtes le
2944381
visiteur